FAMPATSIAHIVANA
NY FPMA MULHOUSE
ROHY
TONGA SOA
"Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao" Isaia 60 : 1
VAOVAO
Mars - Avril - Mai
2020
Noho ny toe-javatra izay mitranga eto amin'ny firenena dia mitsahatra avokoa ny fivoriana rehetra, eto amin'ny Fpma Mulhouse, hatramin'ny fotoana mbola hambara amin'ny manaraka.
AVY @NY FPMA FOIBE
MANOLOANA NY TOE-DRAHARAHA MISY DIA INDRO NY FANDAHARANA ATOLOTRY NY FPMA HO ANTSIKA.
Fandaharana

FIVORIANA MAHAZATRA
Alahady faharoan'ny volana :
Manomboka @ny 3 ora folak'andro. Fandinihana tenin'Andriamanitra sy fifanakalozana.
Alahady faran'ny volana :
Manomboka @ny 3 ora folak'andro. Fiaraha-mivavaka misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo, tarihin'ny Mpitandrina.
Toerana :
EPR Saint Marc
36 rue de Ruelisheim
68200 Mulhouse.
TONGA SOA ETO AMIN'NY TRANONKALAN'NY FPMA MULHOUSE
Ampifaliana ry Havana no andraisanay anao tonga soa eto amin'ny tranokalan'ny Tafo FPMA Mulhouse. Mino izahay fa hanampy antsika bebe kokoa amin'ny asa fanompoana, fifampitaizana ary amin'ny fampitam-baovao ity fitaovana vaovao ity.
Isaorana sy Deraina ny Tompo amin'izany ary ny voninahitra anie dia ho Azy irery ihany.
Febroary 2014